mardi 8 janvier 2019

Trondro sy ravitoto

Ito indray ary ny sakafo androany : « Sakafo Betsimisaraka » izy ity. Trondro sy ravitoto afangaro, tena tsara be mintsy. Isan’ny … Plus Trondro sy ravitoto

The post Trondro sy ravitoto appeared first on Voyage à Madagascar.



from Voyage à Madagascar https://voyage-madagascar.org/trondro-sy-ravitoto/
#voyage #madagascar

lundi 7 janvier 2019

Hom Bao na Brioche chinois

Hom Bao na Brioche chinois na koa Pao. Azo ilazana azy daholo ireo. Isany: 10 Fotoana hikarakarana azy: 10 mn , temps de pause … Plus Hom Bao na Brioche chinois

The post Hom Bao na Brioche chinois appeared first on Voyage à Madagascar.



from Voyage à Madagascar https://voyage-madagascar.org/hom-bao-na-brioche-chinois/
#voyage #madagascar

mercredi 12 décembre 2018

Katsaka andrahoana

Katsaka andrahoana : fomba tsotra sady mora, andrahoina fotsiny ny katsaka dia vita tena tsara atao gouté sady mahavoky. Isan’ny … Plus Katsaka andrahoana

The post Katsaka andrahoana appeared first on Voyage à Madagascar.



from Voyage à Madagascar https://voyage-madagascar.org/katsaka-andrahoana/
#voyage #madagascar

mardi 11 décembre 2018

Petits pains à hamburgers na buns burger

Hoanao izay te ahafantatra hoe toa ahoana ny fanamboarana ireny petits pains à hamburgers na buns burger ireny. Tsotra sady mora … Plus Petits pains à hamburgers na buns burger

The post Petits pains à hamburgers na buns burger appeared first on Voyage à Madagascar.



from Voyage à Madagascar https://voyage-madagascar.org/petits-pains-a-hamburgers-na-buns/
#voyage #madagascar

lundi 10 décembre 2018

Solovolo

Ito indray misy fomba hafa azo atao rehefa manana katsaka mba hampiovahova ny gouté ao antokan-trano: solovolo na mofokatsaka. Isan’ny … Plus Solovolo

The post Solovolo appeared first on Voyage à Madagascar.



from Voyage à Madagascar https://voyage-madagascar.org/solovolo/
#voyage #madagascar

jeudi 8 novembre 2018

Macaroni aux sardines

Macaroni aux sardines. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 5 mn Fotoana hiketrehana azy: 20 mn Akora ilaina Macaroni ; Sira, menaka, Rano ; … Plus Macaroni aux sardines

The post Macaroni aux sardines appeared first on Voyage à Madagascar.



from Voyage à Madagascar https://voyage-madagascar.org/macaroni-aux-sardines/
#voyage #madagascar

mercredi 7 novembre 2018

Ny paiso rakena

Ny paiso rakena dia anisany voakazo tena vokatra tokoa raha eto amintsika. Anisan’ny ireo manamarika ny vanimpotonanan’ny krismasy sy taombaovao … Plus Ny paiso rakena

The post Ny paiso rakena appeared first on Voyage à Madagascar.



from Voyage à Madagascar https://voyage-madagascar.org/ny-paiso-rakena/
#voyage #madagascar